STEAM GRUBU
Malagasy Gaming Zone Mada Gamer
STEAM GRUBU
Malagasy Gaming Zone Mada Gamer
1
OYUNDA
26
ÇEVRİMİÇİ
Kuruluş
11 Mart 2016
Konum
Madagascar 
Malagasy Gaming Zone HAKKINDA

WELCOME TO MGZ

Tongasoa ato anatin'ny groupe MGZ . Ity groupe ity dia natokana ho an'ny Malagasy manokana , izay mpilalao eto amin'ny steam . Manasa anareo mba handefa invitation ireo namanareo Malagasy , izay ato amin'ny Steam . Marihana fa groupe fermé ity groupe ity , mba afahana hoe , Malagasy ihany no ato . Eto dia iaraha mahita ny jeux lalaovan'ny tsirairay , ka dia afaka mifanambatra miara milalao. Manana serveur Team Speak ny MGZ misokatra ho an'ny rehetra , ilaina manko ny communication , misokatra ho anareo izany .
Adresse TS3 : 7125.ts.swissteamspeak.org
Marihana fa tsy nasiana code na mot de passe io serveur io mba ahamora ny fahatongavanao .

Facebook[www.facebook.com]
POPÜLER TARTIŞMALAR
SON DUYURULAR
DROP KEY IS LIVE
17 Yorum
Kevin光哥✌ 1 Şub 2021 @ 8:26 
Quelqu'un veut-il jouer à csgo ensemble?
Ralcha™ 3 Oca 2018 @ 15:54 
mb omeo clé ana jau any e
SL33PER 2 Eki 2017 @ 7:24 
Hellow :wonderdwarf:
Ralcha™ 2 Eki 2017 @ 7:23 
slt tlm
Lolmeeerde 13 May 2016 @ 20:38 
nena mba ataovy mp azafady xD
SL33PER 13 May 2016 @ 20:14 
Ahembotra rahampitso ny drop key , mialatsiny indrindra :devilshare: